• Zoma 29 Jolay 2022
Actualités.Taratry ny fahasahiranana Nihena antsasa-manila ireo mandeha miala sasatra

15 ka hatramin’ny 25% ny fiakaran’ny saran-dalana eny amin’ny tobim-piantsonana Maki Andohatapenaka hatramin’ny niakaran’ny vidin-tsolika no mankaty.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2022
Actualités.Kiranomena Fenoarivobe Nampisotroana toaka dia naolana avy eo ilay zazavavy

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tany amin’ny tanàna antsoina hoe : Kiranomena Fenoarivobe, 93 km miala ny tananan’i Tsiroanomandidy andro vitsy lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2022
Actualités.Antanifotsy Sambava Nitrangana haintrano, lasa lavenona ny entana rehetra

Fianakaviana am-polony no traboina tsy manan-kialofana any amin’ny Fokontany Antanifotsy, kaominina sy distrikan’i Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2022
Actualités.Antananarivo renivohitra Isan’andro no hahatrarana mpifoko sy mpivarotra rongony

Lehilahy miisa telo indray, izay 25 sy 39 ary 45 taona no sarona teto an-drenivohitra ny 26 jolay lasa teo rehefa nivarotra sy nifoka rongony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2022
Actualités.Toeram-pandihizana, trano filokana Hametrahana takelaka hiarovana ireo tsy ampy taona

Hisy ny fametrahana takelaka hataon'ny Polisim-pirenena mandrara ireo ankizy tsy ampy taona tsy hiditra amin'ireny toerana voarara toy ny toeram-pandihizana ireny ny toerana hahitana zava-pisotro mahamamo ary ny toerana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jolay 2022
Actualités.Fifaninanana “Mvola Developper” Nisongadina ireo mpianatry ny IT University

Mpianatra 4 mirahavavy avy ain’ny IT University no nandrombaka ny laharana voalohany tamin’ilay fifaninanana tamin ny Hackaton Telma “Mvola Developper”,

Hamaky ny tohiny
FTT