- Talata 16 Aogositra 2022
Actualités.Tale Jeneralin’ny APMF “Tsisy resa-bola ny fiaraha-miasa amin’ny Britanika”
Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Tale Jeneralin’ny APMF (Agence Portuare Maritime et Fluviale), manoloana ireo fanenjehana sy fanaratsiana azy, izay ambarany fa olom-bitsy ao anatin’ny Biraon’ny sendika no manao azy.
Hamaky ny tohiny
