Actualités

Ady amin’ny afo ao Ambohitantely Matevina ny ekipa ho any anio


  • Zoma 14 Oktobra 2022

Hisy fiaraha-mientana hotarihin'ny Ministeran'ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana lovainjafy anio zoma 14 oktobra manoloana ny ady amin’ny afo, misy ao Ambohitantely Ankazobe.

Hiarahana amin’ireo fokonolona marobe ao an-toerana izany hahafahana mamono haingana ny afo. Tsiahivina moa fa ady iombonana ny ady amin'ny afo. Efa nahetsika ny fitaovana eo anivon'ny Fiarovam-pirenena, hifehezana haingana ny afo, izay efa nanimba hatramin'ny 46%n’ ny ala arovana. Mifanampy amin'izany koa ireo mponina eny an-toerana. Afaka mandeha hafatra ao amin’ny pejy miafin’ny ministera izay vonona hifanome tanana amin’izany. Eo an-danin’izay dia mitohy hatrany ny fanadihadiana hataon'ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny, hanatsaharana ity fandoroana tanindrazana tsy mitsahatra ity.
Nangonin’i Pati
Legende : Hafana ny famonoana afo ao Ambohitantely anio
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT