• Alatsinainy 12 Septambra 2022
Actualités.Fampielezana vaovao tsy marina Nanazava ny tena nitranga ny polisim-pirenena

Misy tranga mila hazavaina sy havana tsara fa misy fotoana diso ny vaovao misy manaparitaka amin’ny facebook, hoy ny polisim-pirenena .

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2022
Actualités.Fitsarana momba ny ady tany “Tena ilaina ny fanafainganana kanefa…”

Isan’ny noresahana nandritra ny fikaonandoham-pirenena momba ny fananan-tany roa volana lasa izay ny momba ilay fitsarana mikasika ny ady tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.Herisetra tao amin’ny ACMIL “Tena maty noho ny daroka sy vono i Petit”

Mbola ao amin’ny “camp” ao amin’ny Akademia Miaramila ao Antsirabe ny vatana mangatsiakan’ilay lehilahy vao erotrerony maty, izay ahiana ho noho ny herisetra natao azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.Tena mila fandinihana sy fanadiovana Sesilany ny herisetran’ireo manam-basy

Tsy finiavana hitsikera, fa ilàna fiheverana ihany ny herisetra sesilany ataon’ny manam-basy. Misy ny azo iadian-kevitra araka ny lalàna,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.Tontolon’ny fitsarana Inona no hambaran’ny SMM rahampitso?

Hotontosaina rahampitso zoma 09 aogositra 2022 manomboka amin’ny 10 ora maraina tsy amin’ny Fitsarana Tampony na ny “Cour Suprême”

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Septambra 2022
Actualités.INSTAT, niteny ny ankilany “Mandeha araka ny tokony ho izy ny asa ato”

Manoloana ny fitokonan’ireo mpiasa sokajy EPIC vitsivitsy ny alatsinainy lasa teo teto amin’ny INSTAT na sampan-draharaha misahana ny antotan’isa eto Anosy,

Hamaky ny tohiny
FTT