Actualités

Serasera sy asa fanaovan-gazety Raikitra ny "Semaine de l'éducation aux médias et à l'information"


  • Zoma 04 Novambra 2022

Miditra amin’ny andro faharoa anio zoma 04 novambra ilay hetsika "Semaine de l'éducation aux médias et à l'information" tanterahina etsy amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina.

Haino aman-jery sy sekoly mampiofona ho mpanao gazety sy ho mpiasan'ny haino aman-jery maro no hita eny an-toerana mandray anjara amin’izany izay marihina fa tena mahaliana ny mpianatra tokoa. Tonga nanokatra ny hetsika teny an-toerana Ramatoa Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina, Lalatiana Andriantongarivo, izay namporisika ireo sekoly mampianatra haino aman-jery mba hiditra amin’ny sehatry ny matihanina hatrany no sady hanao ny tsaratsara kokoa. Anisan’ny tanjona hotratrarina mantsy ny mba hamoahan'ny mpanao gazety vaovao marina sy tena izy. Rahampitso sabotsy 05 novambra no hifarana ny hetsika.
Nangonin’i Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT