• Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Actualités.Fahantrana miha lalina Vahaolana ve ny fanagadrana ireo mpitsikera fitondrana ?

Tsy misy izay tsy mahatsapa fa miha lalina ankehitriny ny fahasahiranam-bahoaka eto amin’ny firenena. Midangana ny vidin’ny entana ilaina an-davan’andro eny an-tsena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Oktobra 2022
Actualités.Vatican Noraisin’ny Papa François i Siteny

Noraisin’ny Papa Ray masina Fransoa ny Filohan’ny Kaonfederasionina judo aty Afrika na UAJ izay teratany Malagasy dia i Siteny Randrianasoloniaiko,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Septambra 2022
Actualités.Ampitatafika Nahitana fatin-dehilahy azon’ny harato fakana trondro

Nitrangana toe-javatra mampalahelo omaly maraian teny Anjanamaitso Ampitatafika. Tovolahy iray manodidina ny 20 taona eo ho eo no hita faty tao anaty rano rehefa voasariky ny haraton’olona fakana trondro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Septambra 2022
Actualités.Kaominina Ivato Hisy fotodrafitrasa goavana hitsangana

Raha tsy misy ny sampona. Hitokana fotodrafitrasa goavana eto isika amin'ny faran'ny taona. Hanomboka ny asa marobe”, hoy ny Fiadidian’ny tanànan’Ivato tarihin’ny Ben’ny tanàna Penjy Randrianarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2022
Actualités.Fitantanan-draharaham-panjakana Volam-panjakana 51 miliara mahery voahodinkodina

Tao anatin’ny valo volana monja, nahatratra 51 225 212 736Ar ny fanodinkodinana volam-panjakana voatsiriky ny IGE (Inspection Générale de l'État) ny janoary-aogositra 2022,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Septambra 2022
Actualités.Raikely nanolana ny zana-bady Mbola tsy hita popoka hatreto

Lehilahy iray voalaza fa Raikely no nanolana sy namono zazavavy kely vao 3 taona monja tao amin'ny Fokontany Fiadanakely Mahitsy, ny Sabotsy 24 Septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT