Actualités

Haintrano tany Evato-Farafangana Olona 1464 traboina tsy fidiny


  • Alakamisy 17 Novambra 2022

Nisy trano may tao amin'ny Fokontany Evato Centre, Kaominina ambanivohitra Evato, Distrikan'i Farafangana, Faritra Atsimo Atsinanana.

Trano miisa 331 no may kila forehitra vokatr’izany ka tafakatra 270 isa ireo traboina tanteraka izay misy olona miisa 1.464. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia miisa 29 tamin'ireo trano ireo no tranobe izay manan-danja tokoa eo amin'ny fiaraha-monina. Tonga nanolotra sy nitondra ny fanampiana ho azy ireo ny Fanjakana tamin'ny alalan'ny Ministeran'ny Mponina sy ireo mpiara-miasa aminy ka vary fotsy 10 kg miampy ireo kojakoja ilay amin'ny fiainana andavan'andro isam-pianakaviana no nozaraina omaly.Nifanotrona tamin'ny ekipan'ny Fitaleavam-paritry ny Mponina ny Lehiben'ny Faritra, ny Prefe ary ny Solombavam-bahoaka sy ireo tompon'andraikitra maro aty an-toerana.
Nangonin’i Pati
Legende : Nandritra ny fanolorana ny fanampiana omaly
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT