Actualités

CEG Ambatoboeny Potika vokatry ny orana sy ny avandra


  • Alakamisy 17 Novambra 2022

Potika tanteraka ny CEG ao Ambatoboeny. Nilatsaka nandritra ny ora iray mantsy ny orana tany an-toerana afak’ omaly hariva nanomboka tamin'ny 6ora.

Narahina rivotra sy avandra lehibe izay mbola tsy fahita hatramin’izay tany an-toerana izany, hoy ny vaovao. Vokany, simba tanteraka ilay CEG ao an-tampon-tanana. Raha ny rindrina sy ny tafo ka tsy misy efitrano hianaran’ireo mpianatra intsony. Manao antso avo amin'ny Ministeran'ny Fanabeazam-pirenena ireo Ray aman-dRenin’ny mpianatra any an-toerana araka izany mba hijery ity sekoly rava ity. Ankoatra ity CEG iray ity moa dia matahotra ny fahasimban'ireo voly rehetra any antsaha ihany koa ireo tantsaha mpamokatra ao Ambatoboeny izay marihina fa hampiditra fatiantoka goavana ho azy ireo tokoa.
Nangonin’i Pati
Legende : Rava tahaka izao ilay CEG
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT