• Talata 11 Oktobra 2022
Actualités.Antananarivo Ho avy ny delestazy 5 andro…

Hangotraka indray ny delestazy ho an'ny tambazotra Iraisan'Antananarivo na ny RIA eo anelanelan'ny zoma 14 hatramin'ny talata 18 oktobra izao, izany hoe:

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2022
Actualités.Mampiaka-peo ny Sendikan’ny mpitsara « Atsaharo ny fanenjehana noho didy navoakanay »

Namoaka fanambrana mitondra ny laharana N° 08-SMM/P.22 ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara na ny SMM omaly 10 oktobra ho

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2022
Actualités.Fikatsoan’ny raharaham-pitsarana Manomboka milefitra ny Fanjakana…

Herinandro latsaka kely izao no niditra tamin’ny fitokonana ny Sendikan’ny mpiraki-draharahan’ny Fitsarana. Nisy ny fihaonana teo amin’ny mpitarika sy ny Minisiteran’ny fitsarana naharitra adin’ny efatra teo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2022
Actualités.Analamalotra Toamasina II Tanin’olona « titré » sy « borné » no noterena nametrahana vato fototra ?

Tanin’olona voalaza fa titré sy borné, no nametrahana vato fototra tany Analamalotra Toamasina II. Raha araka ny fantatra dia ny ONG Saint Gabriel miaraka amin’ny Frera Karana dia efa resy teny amin’ny Fitsarana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2022
Actualités.Doro tanety sy doro ala Misy antony ara-toekarena sy sosialy

300 ha isan’andro ny ala kila forehitra, 50 000 ka hatramin’ny 100 000 ha isan-taona ny doro tanety sy doro ala eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2022
Actualités.Assanati Famo Gidraka « Tsy manohana izay voasaringotra amin’ny raharaha politika aho »

Nanamafy Rtoa Assanati Famo Gidraka, filoha mpanorina ny fikambanana Werawera tsy maintsy mandeha omaly fa tsy manao politika velively ny tenany ary tsy manohana izay voasaringotra

Hamaky ny tohiny
FTT