• Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Actualités.Ranon’i Mamamba Hitsinjovana ny trondro tsy ho lany taranaka no anton’ilay fefy

Niely teny amin’iny faritra Antehiroka sy ny manodidina iny ny feo fa namidin’ny kaominina ilay faritra mifefy ao anatin’ny reniranon’i Mamamba ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2022
Actualités.Mandritsara Voatery misotro rano tsy ara-pahasalamana ny mponina

Voatery misotro rano tsy ara-pahasalamana ny ankamaroan’ireo mponina any amin’ny distrikan’i Mandritsara. Ireo mponina ao amin'ny fokontany Ambohimandroso no tena mitondra faisana amin’izany indrindra fa ireo mpianatra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2022
Actualités.Ady amin’ny afo ao Ambohitantely Matevina ny ekipa ho any anio

Hisy fiaraha-mientana hotarihin'ny Ministeran'ny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana lovainjafy anio zoma 14 oktobra manoloana ny ady amin’ny afo, misy ao Ambohitantely Ankazobe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2022
Actualités.Ankorondrano Tratran’ny polisy ireo mpisoloky volamena

Roalahy tena havanana amin’ny asa fisolokiana sy fivarotana volamena no fantatra fa saron’ny polisy teny Ankorondrano omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Actualités.Tanam-baovao Foulpointe Trano 50 tafo may kilan’ny afo

Nisehoana haintrano goavana tao Antanambaovao andrefan'i Foulpointe, omaly alarobia 12 oktobra, tokony tamin'ny 09 ora sy sasany maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Oktobra 2022
Actualités.Mandamin-tsaina ny Jirama Tsy ho tapaka tanteraka fa delestazy fotsiny…

Raha ny fanazavana efa nentin’ny Jirama, manodidina ny ora iray ka hatramin’ny ora dimy ny ho fahatapahan-jiro eto Antananarivo sy ny manodidina noho ny fanamboarana any Andekaleka.

Hamaky ny tohiny
FTT