• Alakamisy 10 Novambra 2022
Actualités.Paquebot Hanseatic Spirit Tafaverina omaly, mitondra mpizahatany 189

Araka ny fandaharam-potoanany efa voafaritra, nigadona tao amin'ny seranantsambon'i Toamasina omaly alarobia 09 novambra 2022 ny sambo goavana na paquebot "Hanseatic Spirit",

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2022
Actualités.Pastera mpanolana Mila mitandrina hatrany ny mpino, misy ireo misandoka

Misy ireo pastera, raiamandreny ara-panahy heverina ho tena raiamandreny amin’izao nefa mahavita mivadika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2022
Actualités.Kaominina Ampitatafika Mbola tena tsara fihavanana ny Ben’ny tanàna sy ny vahoaka

Mbola tena tsara fihavanana ny Ben’ny tananan’Ampitatafika Rado Ramparaoelina sy ireo vahoaka eo ambany fiadidiany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Pavillon Analakely « Foana ny biraon'ny FIMPIVAMI… »

Nivory tetsy amin’ny hotely Rainilovy Analakely omaly ireo mpivarotra etsy amin’ny pavillon Analakely. Ny 95%-n’izy ireo no tonga nanotrona izany fivoriana izany izay marihina fa tsy hanaiky ny SMGD hatramin’ny farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Mpampanjana-bola Mitaraina ho tsy misy mpanjifa firy intsony

Tsy mandeha intsony ny asan’ireo mpampanjana-bola amin’izao. Raha araka ny fantatra anefa dia fianakaviana am-polony no mivelona amin’izy io eto an-drenivohitra ka misy ireo efa nanao izany tany amin’ny 20 taona lasa tany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2022
Actualités.Tsaratanana Andohan’Ilakaka Vehivavy roa maty latsaka tao anaty vovo

Tsy mety mihitsy ny manitsaka ireny vovon-drano ireny avy eo ambony indrindra fa raha efa tranainy ilay hazo natao sarony.

Hamaky ny tohiny
FTT