Actualités

Fitsarana Tampony Tafapetraka ny Lehiben’ny Mpiraki-draharaha


  • Zoma 16 Desambra 2022

Tamin’ny alalan’ny lanonam-pitsarana no nandraisana ny fianihanana sy fametrahana ny Lehiben'ny Mpiraki-draharaha eo anivon'ny Fitsarana Tampony,

Rtoa Rakotonavalona Haingotiana sy Rasendraharinjatovo Jean Jocelyn Mario, Lehiben'ny Mpirakidraha anivon'ny Fitsarana Fandravàna ny andron’ny omaly 15 desambra 2022. Tafiditra tao anatin’izany ihany koa ny fandraisana an'izy ireo ho mpikambana ao amin'ny Fitsaran Avo. Nisy ihany koa moa omaly ny filan-kevitra Ambonin'ny Fandraharahana ny fonja (CSAP), natao teo amin’ny tranom-bokin’ny Ministeran’ny Fitsarana Faravohitra ary notarihan'ny Sekretera Jeneralin'ny Ministeran'ny Fitsarana,Ramatoa Raby Savatsarah, ny fivoriana ary nontronin'ny Tale Jeneralin'ny Fandraharahana ny Fonja sy ireo Mpiara-dia aminy ary ireo solotena isan-tsokajiny avy ao amin'ny Mpandraharahan'ny fonja, hoy ny fampitam-baovao.
Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT