Actualités

Fitotongan’i Madagasikara Vaky vava hatramin’ny mpanakanto


  • Alatsinainy 19 Desambra 2022

Vaky vava hatramin’ny mpanakanto manoloana ny fitotongan’I Madagasikara.

Rehefa mandeha matetika amin'ny lalam-pirenena faharoa iny ianao dia tsapanao ny fitotongan'i Madagasikara, hoy ny mpanakanto Rija Ramanantoanina tao amin’ny tambazotran-tseraserany Facebook. Lalana, doro tanety, fihenan'ny zava-maitso, sy ny maro tsy voatanisa, hoy izy. Indrisy, simba hatramin'ny toetsain'ny mampiasa lalana rehetra, hoy hatrany ity mpanakanto ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Mahay ny mpianatra Malagasy
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

« Sachet » plastika ho

  • Fiatrehana
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

ny mety ho loza indostrialy

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

Hijery ny tohiny
FTT