• Alatsinainy 21 Novambra 2022
Actualités.Solika eto Madagasikara Tena tsy mety voafehin’ny Fanjakana…

Vinavinaina mety hiakatra ho 20% indray ny TVA (Taxe sur la valeur ajoutée) manomboka amin’ny 6 volana faharoan’ny taona 2023,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Mponin’Antananarivo Fidiram-bola mihena, hetra atao midangana

Velon-taraina ankehitriny ny ankamaroan’ireo mponina eto Antananarivo renivohitra manoloana ity resaka hetran-trano miverina ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Mpanisa mpifidy Mandray 300 Ariary isaky ny mpifidy miampy ‘’prime’’ raha ...

Nanomboka tamin’ity herinandro ity ny fanomezana ny karaman’ireo mpanisa mpifidy manerana ny Nosy ho an’ireo asa vita hatramin'ny 1 oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Fifandroritana ara-tany amin’ny Katolika Hisy taratasy fitarainana amin’ny “Nonce” sy any Rome

Miitatra amin’ny ambony kokoa ny ady tany eo amin’Atoa Be François izay nahazo ny “Prescription accusative” ny tany La Redoute ao Antetezambaro Toamasina II amin’ny ONG Saint Gabriel eo ambany fiahiahian’ny Fiangonana katolika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Rivotra maloto Mila fitandremana, inona no tokony atao ?

Tafakatra avo 3 heny ny tahan’ireo olona tratry ny aretina sohika na « asthme » eto amintsika amin’izao. Vokatry ny fahalotoan’ny rivotra iainana no antony mahatonga izany hoy ny mpitsabo iray indrindra fa ny eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Novambra 2022
Actualités.Bianco Antananarivo Tafiakatra 80 miliara Ar ny fananana nogiazana tamin’ny 2021

Mampiteny ny moana hatrany ny tranga sy ahiahina kolikoly eto amin’ny tany sy ny Fanjakana. Araka ny ny tatitry ny Sampan’ny Bianco Antananarivo, nahatratra 380 ny tranga nanaovan’izy ireo fanadihadiana tamin’ny fitoriana 822 ho an’ny taona 2021.

Hamaky ny tohiny
FTT