Actualités

Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref “Aleo torimaso mamy toy izay fandriana lafo vidy”


  • Alatsinainy 02 Janoary 2023

Na inona na inona mety hateraky ny taona 2023, tiako ho fantatrareo mpiray tanindrazana amiko dia ianareo

malagasy fa tena hery manosika ahy hiditra an-tsehatra amin’ny politika ny hetaheta hitondra fiovana sy fampandrosoana marina izay hisitrahan'ny isam-batan'olona, hoy ny mpanao politika, Heritiana Rasoamiaramanana na Zaref. Anisan'izany, hoy izy, ireo menaky ny aiko. Ny nibeazana ahy dia hoe aleo torimaso mamy toy izay fandriana lafo vidy. Samia tahian'Andriamanitra ry havako. Tsy ho zava-poana ny ezaka sy ny fikelezanao aina, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT