Actualités

Site Nosy Ve, Anakao Toliara Vorona fady 80 isa hita faty


  • Alakamisy 05 Janoary 2023

Vorona fady miisa 80 no fantatra fa hita faty tao amin’ny site Nosy Ve, 3 km andrefan'ny tanànan'Anakao, distrikan'i Toliara II,

omaly, fampitam-baovao avy amin’ny Ministeran’ny jono sy ny toe-karena manga.Ny LMMA no mitantana io site io izay fantatra fa toerana fady. Atahoran’ny olona fatratra izy noho izany. Misy ilay « Vorombe » na trano misy tromba fangatahan’ireo mpanjono sy ankohonan’izy ireo fitahiana momba ny jono mantsy ao an-toerana. Efa nandefa ekipa ny SEG hatramin’ny omaly hijery ny zava-misy any an-toerana. Fantatra tamin'ny fanisàna nataon’ny FIMIMANO, fikambanana mitantana io Nosy io, fa, miisa 700 eo ho eo ireo vorona fady ao Nosy Ve, tamin’ny taona 2022.Manaraka akaiky ny fanadihadiana mikasika io tranga io moa ny DRPEB sy ny DREDD.
Nangonin’i Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT