- Alatsinainy 28 Novambra 2022
Actualités.Delestazy tany amin’ny RN1 Varatra nilatsaka tao Anosizato no antony
Raha ny fanazavan’ny Jirama dia nilatsaham-baratra ny « transformateur » iray tao amin’ny toby sous-station
Hamaky ny tohinyRaha ny fanazavan’ny Jirama dia nilatsaham-baratra ny « transformateur » iray tao amin’ny toby sous-station
Hamaky ny tohinyNy 30 septambra 2022 teo no natao famotorana teny amin’ny sampan-draharaha misahana ny heloka ana habaka na cybercriminalité ny mpampaneno lakolosy anaty tambazotran-tserasera,
Hamaky ny tohinyTontosa ny zoma 25 novambra teo tetsy amin’ny IBIS Ankorondrano ny latabatra boribory momba ny vary nohatsaraina na vary evoka.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny fitsarana an’I Mahery Lanto Manandafy na Malama etsy Anosy amin’ity anio ity dia ho tsaraina anio 28 novambra 2022 ihany koa ny raharaha Afakandro Christian, mpandraharaha fa mpampaneno lakolosy anaty
Hamaky ny tohinyNametraka fitarainana any amin’ny Nonce Apostolika ny tompon’ny tany ao Analamalotra, Toamasina II, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly.
Hamaky ny tohinyTelo andro na efatra andro lasa no namaly hafatra farany ny Tale Jeneraly mpisolo toerana eo anivon’ny Jirama Atoa Rivo Radanielina, ary eto Antananarivo raha ny nambaran’ny Minisitry ny angovo sy ny akoran’afo omaly.
Hamaky ny tohiny