• Alarobia 21 Desambra 2022
Actualités.Toby mpihary herinaratra 140MW Kasaina hiodina ao anatin’ny 5 taona ny ao Antetezambato

Nivoaka ny antso tolo-bidy avy amin’ny Fanjakana amin’ny alalan’ny Minisiteran’ny angovo sy ny akoran’afo mikasika ny famelomana sy fananganana ny tobim-pamokarana herinaratra ao Antetezambato.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Actualités.Delestazy Nitroatra indray ny mponin’Itaosy

Raikitra ny hetsiky ny mponina teny Itaosy omaly noho ny delestazy. Tahaka ny mahazatra, nidina an-dalambe

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Actualités.Ady amin’ny paraky sy ny sigara Efa firenena maodely aty Afrika i Madagasikara

Efa firenena maodely aty Afrika i Madagasikara manoloana ny ady hatao amin’ny sigara sy ny paraky. Raha araka ny fanazavan-dRamamonjisoa Haja,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2022
Actualités.Conseil national des femmes de Madagascar Mitaky ny hankatoavana ilay lalàna momba ny fanajana ny zon’ny vehivavy

Mitaky ny hankatoavana ilay lalàna momba ny fanajana ny zon’ny vehivavy na ilay protocole ny Maputo ny filan-kevitra nasionaly momba ny vehivavy eto Madagasikara na ny CNFM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Actualités.Tonia mpampanoa lalàna ambon’ny Fitsarana Tampony Niantso ny Filoham-pirenena hiteny ny olony tsy hanao tsindry

Notanterahina omaly tetsy Anosy ny Fotoam-pitsarana manetriketrika fandraisana ny fianianana sy fametrahana amin'ny toerany ny Tonia Mpampanoa Ambony eo anivon'ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Desambra 2022
Actualités.Nilamina ny raharaha QMM Hisy 2,5 miliara Ar hozaraina amin’ireo mpanantany

Niravona ny olana sy ny disadisa tao Taolagnaro mikasika ny raharaha QMM taorian’ny fifampiresahana voalaza fa tsy nisy teritery ny faran’ny herinandro teo,

Hamaky ny tohiny
FTT