• Talata 11 Oktobra 2022
Actualités.Analamalotra Toamasina II Tanin’olona « titré » sy « borné » no noterena nametrahana vato fototra ?

Tanin’olona voalaza fa titré sy borné, no nametrahana vato fototra tany Analamalotra Toamasina II. Raha araka ny fantatra dia ny ONG Saint Gabriel miaraka amin’ny Frera Karana dia efa resy teny amin’ny Fitsarana,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2022
Actualités.Doro tanety sy doro ala Misy antony ara-toekarena sy sosialy

300 ha isan’andro ny ala kila forehitra, 50 000 ka hatramin’ny 100 000 ha isan-taona ny doro tanety sy doro ala eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Oktobra 2022
Actualités.Assanati Famo Gidraka « Tsy manohana izay voasaringotra amin’ny raharaha politika aho »

Nanamafy Rtoa Assanati Famo Gidraka, filoha mpanorina ny fikambanana Werawera tsy maintsy mandeha omaly fa tsy manao politika velively ny tenany ary tsy manohana izay voasaringotra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Actualités.Mpiraki-draharahan’ny fitsarana Tsy hijanona ny fitokonana raha tsy mivaly ny fangatahana

Efa ho 10 taona angarangidina izao no tsy nivaly ny fangatahan’ireo mpiraki-draharahan’ny fitsarana mivondrona ao anatin’ny sendika, tarihin’Andriamaro Alain Michel.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Actualités.Rakotonavalona Ranary Robertson « Irariana ny hananan’ny fitsarana endrika vaovao »

Tontosa soamantsara omaly 06 oktobra ny lanonam-pianianana sy fametrahana tamim-pomba ofisialy ny Filoha Voalohan'ny Fitsarana an-tampony eto Madagasikara, Atoa. Rakotonavalona Ranary Robertson.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2022
Actualités.Valanjavaboahary Zombitse-Vohibasia Voafehy ny afo, 4 andro aty aoriana

Ny alahady 2 oktobra lasa teo no nanomboka nidedaka ny afo tao amin’ny valanjavaboahary Zombitse-Vohibiasa ao amin’ny faritra atsimo andrefana, 147 km avaratra atsinanan’i Toliara.

Hamaky ny tohiny
FTT