• Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Tsy niandry ny andro zoma Mamaivay sahady ny delestazy

Araka ny efa nanampoizana azy sy ny efa fahazarana mihaino ilay hoe "aoka hihevitra izany ho toy ny tsy tapaka"

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Fahatapahan-jiro manomboka amin’ny zoma Haharitra 1 ka hatramin’ny 5 ora isaky ny mandeha

Ho henjana ny hahazo ny mponin’Antananarivo sy ny manodidina manomboka amin’ny Zoma alina ho avy izao, fotoana hametrahana ilay fitaovana vaovao ao Andekaleka hanana tanjaka 4 G hamatsy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Trafikana hazo tany Alaotra Nidoboka am-ponja ilay mpamilin-dRamatoa depiote

Naiditra am-ponja vonjimaika ny mpamilin’ilay fiara saron’ny mpiasan’ny foibem-paritry ny tontolo iainana Alaotra Mangoro tao Vohitraivo Amparafaravola nitondra hazo voamboana 05 oktobra 2022 teo. Io fiara io izay voalaza fa an’ny depiote Lanto Rakotomanga, raha ny voarakitra ao anatin’ny taratasy fahazoan-dàlana niparitaka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Doro tanety sy fanimbana tontolo iainana Mampihena ny otrikaina anaty sakafo

Mampihena ny kalitao sy hatsaran’ny vokatra natoraly ny fahasimban’ny tontolo iainana, hoy ny dokotera mpitsabo, Dr Fidy Bariniaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Antsirabe Nahazo fampitandremana ireo mpanao Cash point

Nampitandrina ireo mpanao cash point ao Antsirabe ny sampan-draharahan’ny Ministeran’ny varotra any an-toerana tsy haka sarany ambony mihoatra noho izay tokony ho alainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2022
Actualités.Valan-javaboahary Tsimbazaza Tsy misy marary ireo mpiasa nanaovana fitiliana

Tsy nijanona tamin’ireo biby fantatra fa voan’ny raboka ny valan-javaboahary ao Tsimbazaza fa nitily ireo mpiasa mifanerasera amin’ireo biby ireo ihany koa .

Hamaky ny tohiny
FTT