- Alakamisy 08 Desambra 2022
Actualités.Fiaramanidina Embraer E190-E2 Hofaina 1 miliara Ar eo ho eo isam-bolana
Nosoniavina omaly teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny fifanarahana teo amin’ny Madagascar Airlines sy ny Avioneur Embraer ary ny Azorra izay mampanofa io marika fiaramanidina io.
Hamaky ny tohiny
