• Alatsinainy 24 Jolay 2023
Actualités.Famaniana ankalamanjana Fito lahy no voasambotra teny Talatamaty

Mbola betsaka ireo olona tsy mety tonga saina amin’ny fanaovana maloto an-kalamanjana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Actualités.Mangatokana Antanimalandy Sokatra maromaro no hita niparitaka teny amoron-dalana

Nahitana sokatra maromaro niparitaka teny amoron-dalana tao Mangatokana Fokontany Antanimalandy, faritra Boeny ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 24 Jolay 2023
Actualités.SAMBAVA Ramatoa vadiny ihany no nanatsatok’antsy ilay polisy

Zava-doza no nitranga tany ny faran’ny herinandro teo satria dia polisy am-perinasa iray no maty voatsatok’antsy teo amin’ny tendany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2023
Actualités.Herisetran’ny miaramila zazavao Nodimandry omaly ilay lehilahy voadaroka teny Avaradoha

Rakoto Solo Sylver Zanany, 43 taona, raim-pianakaviana isan'ireo voadaroky ny miaramila zazavao teny Avaradoha, tranga niseho ny volana mey teo,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jolay 2023
Actualités.Fialan-tsasatra lehibe Fotoana ahafahana manavao ny fitaovana ao an-tokantrano

Rehefa amin' ny vaninandro fialan-tsasatra toy izao dia ny hiaka farany amin’ny teknolojia no tena maha sarika ny daholobe. « Amin' izao fotoana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jolay 2023
Actualités.Tsaboto Joslina Tsy mahazo manitsaka ny tokontanin’ny CNaPS

Mbola raharaha tsy milamina ny etsy amin’ny CNaPS satria na dia navoaka ny fonja aza ny tale jeneraly mpisolo

Hamaky ny tohiny
FTT