- Alakamisy 24 Aogositra 2023
Herisetra sy fanimbana fananana. Teratany vahiny 80 taona voasambotra
Lehilahy iray tera-tany vahiny 80 taona no voasambotry ny Polisy ao Toamasina ny talata 22 Aogositra noho ny resaka fanimbana fananana sy herisetra.
Hamaky ny tohiny
