• Alakamisy 14 Septambra 2023
Mpiasan’ny BNGRC tsy hita popoka. Hita ny fiarany, izy mbola karohana

Mbola tsy hita popoka hatramin’ny omaly i Jeremia Razafiharimanana, ilay tovolahy mpiasan'ny BNGRC na ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2023
TOVOVAVY NANDORO VOLA. Naiditra am-ponja mba haka saina

Taorian'ny famotorana nataon'ireo zandary tao Andapa dia natolotra ny fampanoavana tany an-toerana ilay

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Septambra 2023
FITARAINANA ENY ANIVON’NY FOKONTANY. Mitombo ny isa ireo mpivady mikasa hisaraka

Mila tsy ho voafehin’ny Fokontany intsony ny adin’ny mpivady eny anivon’ny fiaraha-monina amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2023
Miverina indray ny delestazy. Nahatratra adin’ny 5 ny teny Itaosy omaly

Mbola tsy mety tapitra ihany ny delestazy mahazo ny mponina eto Antananarivo sy ny manodidina na dia mbola

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2023
Zaza nariana tao an-gabone. Tsy te-hitaiza azy ilay reniny vao 20 taona…

Zaza menavava iray omaly no fantatra fa narian-dReniny tany an-gabone tao Anosy Avaratra,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Septambra 2023
Mba tsy hitarika olana tsy hita navanavana. “Mampaneno lakolosy aloha ny sendika”

Hanatontosa hetsika fanairana anatin’ny ora iray monja ny zoma izao, izany hoe amin’ny 11 hatramin’ny 12 ora,

Hamaky ny tohiny
FTT