• Alarobia 20 Septambra 2023
Hazakazaka ho an’ny . fandriampahalemana Hatao ny alahady 24 septambra, hanasana ny rehetra

Hotanterahina ny alahady 24 septambra ho avy izao ny “course pour la paix” na “Hazakazaka ho an’ny fandriampahalemana”,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Septambra 2023
VOKATRY NY FIALONANA. Nisy nanapoizina i Larissa rehefa nahazo vady vazaha ?

Mbola tena voninahitrabe ho an’ireo tovovavy any amin’ny faritra indrindra fa ao Toliara ao ny fahazoana vady vazaha.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2023
Ninie Donia. Mbola any am-ponja, miha ratsy ny toe-pahasalamany

Nandritry ny fanokafana ny hetsika na festival Somaroho no nandohalika ny mpanakanto Wawa ary nangataka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Septambra 2023
Zaza 2 maty natelin’ny rano. Nosamborina ilay Reniny

Tsy mitsahatra maka ain’olona ny ranomasina tato ho ato. Zaza mianadahy iraitampo indray omaly no indray

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2023
DIDIM-PITSARANA HOSOKA. Mpisara-panambadiana 11 voasoloky an-tapitrisany

Mpivady miisa 11 nikasa hanao fisaraham-panambadiana avy any amin'ny distrikan'i Bealanana no voasoloky vola an-tapitrisany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Septambra 2023
Fanotorana tany eto Antananarivo. Manamafy ny APIPA fa mbola voarara

Mampahatsiahy ny APIPA (Autorité pour la protection contre les inondations de la plaine d'Antananarivo),

Hamaky ny tohiny
FTT