• Alatsinainy 16 Oktobra 2023
ONG Omena. “Mila hampianarina handrindra fihetseham-po ny olompirenena”

Nankalazaina tetsy amin’ny Sainte Famille Mahamasina omaly alahady ny faha 4 taonan’ny sampan-draharaha

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
FIAROVANA NY TONTOLO IAINANA. Hiara-hiasa ny Ministera roa sy ny FAO

Simba tanteraka ny tontolo iainana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
Tebok’afon’ny doro tanety sy doro ala. Ampiasana ny sarin-tan’ny zana-bolana VIIRS NOAA-20

Manomboka mahazo vahana ny toro tanety eto amintsika, indrindra amin’izao vanim-potoanan’ny hafanana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Oktobra 2023
Vanim-potoan’ny fahalotoan’ny rivotra. Mitarika fihenan’ny fiasan’ny atidoha

Manomboka indray ny vanim-potoan'ny fahalotoan’ny rivotra eto Madagasikara, hoy ny INDRI izay

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Oktobra 2023
Leo delestazy ny vahoaka. Nidina an-dalambe ny tetsy Anosizato Andrefana

Tofoka sy leo tanteraka ny olona, ary miafara eny an’arabe ny fahatezerana vokatry ny delestazy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Oktobra 2023
ANTSIRABE. Trano an-dalam-panamboarana namono olona

Trano iray mbola eo an-dalam-panamboarana no fantatra fa namono olona iray tany Antsirabe,

Hamaky ny tohiny
FTT