• Zoma 20 Oktobra 2023
Hetsika iraisam-pirenena momba ny fonenana. Nosokafana omaly ny jobily volafotsy

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny Expo Forello Tanjombato ny jobily volafotsy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Oktobra 2023
Ramatoa namono ny rafivaviny. Namono tena izy avy eo

Tranga nampivarahontsana tany Ampasina Ambodiampana, distrikan'i Mananara Avaratra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
Zazavavikely naolana tamin’ny faha-7 taonany. 11 taona taty aoriana vao sahy nitoroka an’ilay rangahy

Ela niharetana ny zazavavy kely tsy ampy taona iray monina ao Ambodirano Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
MPIANKIN-DOHA AMIN’NY RORO. Manomboka amin’ny 3 hetsy Ar ny fanahafahana azy

Mbola betsaka ireo tanora mandray roro eto amintsika. Ireo tanora mpianatra no tena maro an’isa indrindra izay

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
FIKITIKITAHANA VEHIVAVY ANATY TAKSIBE. Manomboka miverina indray, maro ny fitarainana

Manomboka miverina indray tato anatin’ny herinandro mahery izao ny fikitikitihana na fanafosafoana vehivavy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 19 Oktobra 2023
Leo delestazy. Nitroatra indray ny mpianatr’I Vontovorona

Nitroatra indray ny mpianatry ny Politeknika eny Vontovorona vokatry ny delestazy.

Hamaky ny tohiny
FTT