• Zoma 14 Aprily 2023
Actualités.Fisolokiana teny Ambodin’Isotry Natakalo vovo-bolamena sandoka ny vola sy ny entana

Mahazo vahana hatrany ny asa fisolokiana eto amintsika no sady miseho amin’ny endrika maro.Vao tamin’ny sabotsy 08 aprily teo ohatra tetsy Ambodin’Isotry dia Renim-pianakaviana iray handeha hiantsena Paska no lasibatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2023
Actualités.Lehilahy nahavanon-doza Novonoiny sy nodorany ny vadiny

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tao an-tampon-tanànan’i Moramanga omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2023
Actualités.Vokatry ny fahasahiranana 15 ireo tanora namono tena tato anatin’ny iray volana

Tena mafy ny fiainana. Tsy misy izay tsy miaiky izany ny isam-baravarana nefa ny adidy betsaka. Mitombo isa vokatr’izany ireo olona mamono tena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aprily 2023
Actualités.Marais Masay Nahitana fatim-behivavy vao maraina

Vehivavy iray fotsy fihodirana manodidina ny 35 taona eo ho eo raha misy no hita faty tetsy amin’ny ranon’i Marais Masay omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2023
Actualités.Noho ny fiandrasana solika Raikitra ny delestazy mifandimby ao Ambatondrazaka

“Noho ny fiandrasana ny famatsiana solika dia manolotra ny fialan-tsiny noho ny fanelingelenana amintsika mpanjifa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aprily 2023
Actualités.Fifidianana, zo maha olona,… Mijery akaiky ny Amerikanina sy ny Firenena Mikambana

Nihaona tamin-dRamatoa Yvette Sylla, Minisitry ny Raharaham-bahiny, ny delegasiona ahitana ny mpikambana eo amin’ny Kongresin’i Etazonia sy ny « United Nations Foundation »

Hamaky ny tohiny
FTT