- Talata 09 Aprily 2024
Vola azo tamin’ny « Motor show » Nahatratra 80 tapitrisa Ar,. nanampiana ankizy marary 200
Nitazona ny teny nomeny ireo mpikarakara ilay hetsika fampiratiana fiarakodia raitra dia ny «Motor show » notanterahana tetsy Mahamasina.
Hamaky ny tohiny
