• Zoma 12 Aprily 2024
Actualités.Mpanolana afaka tamim-pisalasalana Velon-taraina ny fianakavian’ilay zaza 8 taona

Niakatra fitsarana omaly Alakamisy 11 Aprily raha ny loharanom-baovao azo ilay raharaha

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2024
Fanatanterahana ny hetsika Tazana. Misisika mafy ny Antso fiarahamonina Kristianina

Na dia nanao fanambarana aza ny antoko politika Natiora fa ahemotra amin’ny fotoana manaraka ilay hetsika antsoina hoe Tazana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Aprily 2024
Volamena 450g voalaza fa tsy ara-dalàna. Tratran’ny “police des mines”, giazana eny amin’ny BFM

Volamena milanja 450 grama mahery fantatra fa manana taha-pahadiovana mihoatra ny 98% taorian'ny fitiliana teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2024
Transparency International. « Miantso ny vahoaka hahay hifidy, fihantsiana ny nanonganana ny PAN »

Tao anatin’ny andro farany ho an’ny fametrahana ireo antontantaratasy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2024
LEHILAHY TRATRY NY FAMOIZAM-PO. Hita faty nanantonten-tena tao am-piangonana

Raim-pianakaviana iray manodidina ny 32 taona no fantatra fa hita faty niantona tao am-piangonana tao Ambohitsiroa-Est, distrikan'Ambohidratrimo, andro vitsy lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Aprily 2024
Nanolana ny zanany nandritry ny 4 taona. Lehilahy iray nosamborina tao Ambositra

Voasambotra ny sabotsy teo ilay raim-pianakaviana nanolana ny zanany nandritra ny 4 taona,

Hamaky ny tohiny
FTT