• Talata 01 Oktobra 2024
Fahitalavi-panjakana TVM. Nahazo fitaovana raitra avy amin’ny Japoney

Noraisina ofisialy omaly tetsy amin’ny ORTM Anosy ny fitaovana mitentina 163 700 000Yen na 5 miliara Ar

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2024
Tsy reraka ny filan-kevim-pirenena. ho an’ny vehivavy eto Madagasikara

na ny CNFM tarihin-dRtoa Andriamasy Estelle, miady ireo karazana zo tokony hositrahin’ny vehivavy eny anivon’ny fiaraha-monina eny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2024
Kaomisionin’ny Ranomasimbe Indianina. Tafapetraka amin’ny toerany i Edgard R.

Tontosa omaly tatsy amin’ny Nosy Maorisy ny fandraisam-pahefan'Andriamatoa Edgard Razafindravahy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2024
Didy fampiharana ny sata mifehy ny asa. «Olona efa lany andro ve no hanao azy?»

Nilaza ny fitondram-panjakana fa hiditra amin’ny fanaovana didy fampiharana miisa 90

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2024
Tetezan’i Tanjombato. Lehilahy iray namono, ora maro vao hita

Lehilahy iray no nitsoraka namono tena teny amin’ny tetezan’i Tanjombato

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2024
Mpitondra miatrika ny Fivoriamben’ny ONU. Midoka tena sady mitangirika trosa sy famatsiam-bola …

Ny Praiminisitra Ntsay Christian no misolo tena an’i Madagasikara amin’ny Fivoriamben'ny Firenena Mikambana

Hamaky ny tohiny
FTT