- Talata 09 Martsa 2010
Actualités.Ankolafy 4 Mety hihaona ihany
Mety tsy ho foana tanteraka ny fihaonan’ireo lehibena ankolafy 4 nokasaina hatao tany Addis Abeba, araka ny vaovao.
Hamaky ny tohinyMety tsy ho foana tanteraka ny fihaonan’ireo lehibena ankolafy 4 nokasaina hatao tany Addis Abeba, araka ny vaovao.
Hamaky ny tohinyFampandriana adrisa no betsaka ny an’ny Jirama Toamasina sy ny minisiteran’ny angovo amin’ny famahana ny olana momba ny herinaratra ao Toamasina.
Hamaky ny tohinyNiavaka ny fankalazana ny andro iraisam-pirenen’ny vehivavy tetsy Avaratra Ankatso misy ny mozea Raketamanga. Fanolorona maripa-kasitrahana ireo andriambavilanitra niasa mangina kanefa nahavita be teto amin’ny firenena no nanamarihana izany.
Hamaky ny tohinyMbola mitohy hatrany ny fandroban’ny sasany ny Tiko, orinasan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyMitohy ny fanondranan’i Madagasikara ny andramena, na «bois de rose». Fantatra izao fa misy kaontenera voasesika «bois de rose» miisa 279 efa vonona, hiainga tsy ho ela ao amin’ny seranan-tsambon’i Vohémar.
Hamaky ny tohinyTsy manan-kery ary azo atao hoe tsy misy dikany mihitsy ny zavatra notapahana nandritra ny atrikasa “Teny Ifampierana” ny alakamisy sy zoma lasa teo teny Ivato, araka ny fanambaran’i Monja Roindefo.
Hamaky ny tohiny