- Zoma 22 Janoary 2010
Actualités.Fambolena sy fiompiana : Maro ireo liana
Niantso ireo liana te hirotsaka amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ny Minisitera miandraikitra ity sehatra ity.
Hamaky ny tohinyNiantso ireo liana te hirotsaka amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ny Minisitera miandraikitra ity sehatra ity.
Hamaky ny tohinyRaikitra indray ny sakoroka teny Behoririka, omaly tokony ho tamin’ny mitataovovonana, teo amin’ireo mpivarotra amoron-dalana, an-daniny, sy ireo mpiasan’ny kaominina an-kilany.
Hamaky ny tohinyNisaoran’ny delegasiona manokan’ny Kaominina Antananarivo renivohitra ny delegen’ny Ben’ny tanàna tao amin’ny Boriborintany faha-6 Ambohimanarina, Rabemanana Jean Gaston. Tsy niandry ela ny fanendrena ny solony, tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ihany dia Ralitera Andriamparany Guy.
Hamaky ny tohinyRaiki-tahotra ny tantsaha sy ny mponina any Ambatondrazaka mahita olona manao fanamiana miaramila misatro-mena mihaodihaody ao an-tanàna hatramin’ny Talata lasa teo. Efa-dahy no tsikaritry ny olona hatreto.
Hamaky ny tohinyIray volana izay no nanendren’ny filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita, Andry Rajoelina, ny kolonely Albert Camille Vital ho Praiminisitra lehiben’ny governemanta. Efa amperin’asa ity tompon’andraiki-panjakana ambony ity, porofon’izany ny nandraisany fitenenana nanaovany tatitry ny zava-bitan’ny governemanta ny taona 2009 sy ny nandrosoany ireo fandaharan’asa lehibe hotontosain’ny governemantany ny taona 2010.
Hamaky ny tohinyTsy mandry fahalemana ny mponina ao an-tampon-tanànan’Antsiranana amin’ny afitsok’ireo andian-tanora mivondrona anaty fikambanana andian-jiolahy « Foroches ». Mbola tanora dia tanora tokoa, ary zaza tsy ampy taona ny ankamaroan’ireo mpikambana ao saingy dia mirona amin’ny herisetra ary tsy mamela mahazo. Mitondra faisana izay sendra azy ireo.
Hamaky ny tohiny