• Alakamisy 22 Aprily 2010
Actualités.QMM - Rio Tinto «Tsy marina ny filazana fa mampihena ny isan’ny mpiasa izahay …»

Manoloana ny resaka mandeha etsy sy eroa dia manamarika ny tompon’andraikitra avy ao amin’ny QMM ao Tolagnaro fa tsy miditra amin’ny resaka «chômage technique» izany ity orinasa goavana mitrandraka ny fasimainty ity ary tsy mbola misy mihitsy hatreto aloha, ny eritreritra hanao izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aprily 2010
Actualités.Helikopteran’ny foloalindahy Nandaniam-bola be nefa tsy nisidina indray maraina akory

Mila ho isan’andro vaky no andrenesana fitarainana vokatry ny asan-dahalo sy fahaverezana omby amin’ny faritra maro manerana ny Nosy. Ary vao mainka mitombo izany tao anatin’ny herintaona izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aprily 2010
Actualités.Jeneraly Raoelina Nidiran’ny FIS an-keriny ny tranony ao Ambohimalaza

Taorian’ilay fidirana an-keriny nataona andiana miaramila tao amin’ny tranon’ny jeneraly Raoelina, talen’ny fiarovana ny filoha teo aloha, eny Antsakaviro ny alatsinainy teo dia nidiran’izy ireo an-keriny ihany koa ny tranon’ity jeneraly ity tao Ambatofotsy Ambohimalaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aprily 2010
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
FTT