• Zoma 23 Aprily 2010
Actualités.Orinasa mpanao simenitra Ho sarotra ny taona 2010

Nisondrotra 8% ny vidin’ireo simenitra vokarin’ny orinasa Holcim tao anatin’ny herintaona. 17.000 ariary no andraisan’ny mpivarotra ny lasakan’ny simenitra lova ankehitriny raha 18.600 ariary ny orimbato ary 19.980 ariary ny Manda.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aprily 2010
Actualités.TapaTapany

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aprily 2010
Actualités.Fifanarahan’ny ankolafy 4 Antoky ny fiverenan’ny famatsiam-bola

Efa fantatra amin’ny ambangovangony amin’izao fotoana ny mety ho fitrangan’ny fihaonan’ny filohan’ny ankolafy 4 any Pretoria – Afrika Atsimo, araka ny fandaharam-potoana (tsy ofisialy) efa nivoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aprily 2010
Actualités.Tetikasa «Ville et Handicap» Nahavita be ka natao tanàna filamatra i Mahajanga

Mankalaza ny fahafolo taona niorenany amin’ity 2010 ity ny COPH (Collectif des Organisations de Personnes Handicapées). Nisantarana ny fanamarihana izany ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana notanterahana tao amin’ny EKAR Faravohitra ny volana martsa 2010 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aprily 2010
Actualités.Ady amin’ny asan-jiolahy sy fampihorohoroana Nanamafy ny fisafoana amin’ny alina ny Emmo-Reg

Iaraha-mahita ny herisetra mitranga eto an-tanàna ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aprily 2010
Actualités.Tapatapany

Hamaky ny tohiny
FTT