- Talata 04 Mey 2010
Actualités.Ambohidahy Ankadindramamy Roa maty, telo naratra mafy voahosin’ny kamio
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tapitra omaly ny fe-potoana 48 ora nomen’ireo mpianatry ny Fakiolten’ny Haisoratra ny minisiteran’ny fampianarana ambony hamoahana ny vatsimpianarana. Tsy nisy ny fianarana nandritra ny tontolo andro omaly alatsinainy fa nitokona nanoloana ny varavarana fidirana ny fakiolte avokoa ireo mpianatra.
Hamaky ny tohinyNivalona hatreo ny andiany faha-9 amin’ny Foire Vidy Varotra izay notanterahana tetsy amin’ny lapan’ny fanatanjahatena sy kolontsaina Mahamasina ny 30 aprily ka hatramin’ny 02 mey lasa teo.
Hamaky ny tohinyAndro iraisam-pirenena natokana ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety ity anio ity. “Fahalalahana hahazo vaovao” no lohahevitra hanamarihana izany amin’ity taona ity. Ho an’i Madagasikara manokana dia ireo mpanao gazety zokiolona no manomana karazana dinika an-databatra boribory.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny lahatsoratra navoakan’ny Tia Tanindrazana ny alarobia 28 aprily 2010, momba ny fifanarahan’i Pretoria izay noharina tamin’ny fifanaraham-piaraha-miasa tamin’ny taona 1960 dia nitondra fanamarihana toy izao manaraka izao ny ambasadaoro frantsay miasa sy monina eto Madagasikara, Jean-Marc Châtaigner.
Hamaky ny tohiny