- Alarobia 19 Mey 2010
Actualités.Raharinaivo Hotsaraina amin'ny 28 mey
Hamaky ny tohiny
Tsy hijanona ho an’ny tantsaha irery intsony ny CECAM na ny Tahiry sy fampisamborana ifanohanan’ny tantsaha. Roso amin’ny fanitarana ny ambaindainy eto an-drenivohitra ity ivotoerana fampisamboram-bola madinika iray ity ankehitriny, fiaraha-miasa izay hifantoka tanteraka amin’ny sokajin’olona rehetra.
Hamaky ny tohiny“Iray ao anatin’ny fahasamihafana”. Nanampy be dia be tokoa ireo ankizy manana fahasembanana eto an-drenivohitra ity tetikasan’ny Handicap International niarahany nanatontosa tamin’ny COPH sy novatsian’ny Vondrona eoropeanina sy ny Fondation Air France vola ity.
Hamaky ny tohinyManao antso avo amin’ny tompon’andraikitra mba hijery akaiky ny momba azy ireo ny rezervista. Ny fandoavana ny «alignement» sy fampiakarana ny karama raisin’izy ireo mba hifanaraka amin’ny mari-karama na «point d’indice» moa no takian’ireto rezervista ireto.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny