Actualités

Raharinaivo Hotsaraina amin'ny 28 mey


  • Alarobia 19 Mey 2010


Tokony ho omaly talata 18 mey no notsaraina Raharinaivo Andrianantoandro saingy nanapa-kevitra tampoka ny tetsy Anosy ny hanemotra izany amin'ny 28 mey ho avy izao. Raha araka ny fanazavana azo teny an-toerana dia fanimbana fananan'olona no hiampangana azy amin'ity raharaha ity. Izany dia nandritry ny fihetsiketsehana izay nitarihany olona tamin'ireny vanim-potoana tena nampafana ny krizy ireny, ny 11 septambra 2009 indrindra indrindra. Orinasan-tserasera iray izay tompon'ny «panneau publicitaire» potika no nitory azy.  

r.d

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT