- Alakamisy 20 Mey 2010
Actualités.Raharaha Fréquence Plus Tsy misy tohiny ireo fitoriana natao
Nanao fitoriana teny amin’ny Fitsarana ireo niharan’ny herisetra teny amin’ny radio Fréquence Plus ny faran’ny herinandro teo. Tsy nisy tohiny anefa ity fitoriana ity. Nisy ihany koa, araka ny fantatra, ny fitoriana natao teny amin’ny zandary teny Ankadilalana. Hatramin’izao anefa dia toa nirava maina avokoa izany.
Hamaky ny tohiny
