- Zoma 21 Mey 2010
Actualités.TAPATAPANY
Hamaky ny tohiny
Tsy nitsitsy fitenenana mihitsy omaly tontolo andro ny haino aman-jery manohana ny HAT fa dia niezaka araka izay tratry ny heriny amin’ny fandresen-dahatra ny olona tsy hamaly ny antson’ny FIGN sy ny mpitondra fivavahana.
Hamaky ny tohinyTsy naharenesam-peo mihitsy ny jeneraly Zafera Viennot Christian, komandin’ny Fign omaly taorian’ny nanipazany ireo seza saika hanatontosan’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana fotoam-pivavahana teo amin’ny Mausolée Avaratr’Ambohitsaina. Niezaka nanatona azy ny gazety Tia Tanindrazana ary afaka nifampitafa taminy nandritra ny fotoana fohy tao anatin’ny Toby. Fanadihadiana
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tafiditra amin’ny fankalazan’ny Galana ny faha-10 taonany amin’ity taona ity, ny fanentanana ny rehetra amin’ny fanaraha-maso sy fanampiana azy ireo amin’ny fanenjehana ireo mpandavaka ka mangalatra ny solika amin’ny fantsona lava be avy amin’ny seranan-tsambo hatreny amin’ny Galana Manangareza.
Hamaky ny tohiny