- Alakamisy 03 Jona 2010
Actualités.Raharaha volan’ny zandary : fototry ny fihokoana, hoy ny gazety ‘Les Afriques’
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nahazo fahafahana vonjimaika teo anatrehan’ny fitsarana ireo mpitantana ny Croix Rouge Malagasy mirahalahy dia ny filoha nasionaly sy ny sekretera jeneraly izay voampanga amin’ny raharaha fanodinkodinam-bola miampy fanaovana hosoka ary fanapariaham-pahefana araka ny fitoriana napetraky ny filohan’ny Croix Rouge any amin’ny faritra Sofia.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny fandravana amin’ny alalan’ny herisetra ireo fihetsiketsehana sy ny hetsika politika manelingelina ny Fahefana Avon’ny Tetezamita dia manararaotra manao asa ratsy ihany koa ireto andian-jatovo na mabôto manohitra mafy an’i Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyNy sabotsy teo izy no navoaka teny Antanimora ary ny andron’iny ihany dia nentina teny amin’ny seranam-piaramanidina tetsy Ivato mba hoentina any Lafrantsa.
Hamaky ny tohiny