- Alarobia 09 Jona 2010
Actualités.Radio Fahazavana Nolavina hatrany ny fahafahana vonjimaika
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Nidina ifotony tao amin’ny bazarin’Ankirihiry ireo ekipan’ny fitsarana ara-bola ao Toamasina nijery ifotony ny zava-misy sy iainan’ireo mpivarotra ary ny fomba entin’ny mpanangona ny hetra maka ny volan’ny kaominina.
Hamaky ny tohinyNanao fivoriana tsy ara-potoana nandritra ny telo andro, ny talata hatramin’ny alakamisy teo, ny mpanolotsaina monisipaly ao Toamasina renivohitra nandinihan’izy ireo ny fampiasam-bola ny taona 2009 sy ny tetibola fanampiny ny taona 2010 ary ny mikasika ny fandaminana ny tambin-ketra amin’ny faktioran’ny Jirama sy ny mikasika ny fomba fampidiram-bola amin’ny toerana famonoana biby fiompy.
Hamaky ny tohinyItrangana zavatra hafahafa ny fibaikoana miaramila any Manakara tato ho ato. Mandrahona ny tsy handray baiko mantsy ny miaramila, araka ny loharanom-baovao avy any an-toerana.
Hamaky ny tohinyAfaka 19 andro dia hanamarika ny faha-50 taonan’ny Fahaleovantena i Madagasikara sy ny Malagasy.
Hamaky ny tohiny