• Zoma 29 Janoary 2010
Actualités.Fahatarana amin’ny fandoavana karama : Mety hiteraka korontana

Mbola maro be hatramin’izao ireo miaramila tsy faly noho ny fahatarana tamin’ny fandoavana ilay fisondrotan-karama sy ny prime nampanantenain’ny fitondrana tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Janoary 2010
Actualités.Lalàna momba ny ady amin’ny fampihorohoroana: Mety holaniana amin’ny alalan’ny didy hitsivolana

2 taona izao no nijoroan’ny Samifin na ny sampan-draharaha manara-maso ny famotsiam-bola. Tonga eto amintsika omaly ireo manam-pahaizana 4 avy amin’ny sampan-draharahan’ny firenena mikambana miandraikitra ny famotsiam-bola sy ny fampihorohoroana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Janoary 2010
Actualités.Herim-pamoretana : Raikitra ny fisamborana an-tsokosoko

Nilamindamin-dratsy ny teny Mahamasina sy Anosy omaly tontolo andro. Ireo miaramila mitam-piadiana rahateo no nandravaka ny tanàna ary niezaka nanaparitaka ireo vondron’olona teny ho eny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Janoary 2010
Actualités.Kaominina Antananarivo renivohitra : Harodana ireo trano tsy ara-dalàna

Tsy hilefitra intsony ny kaominina fa hiroso amin’ny fampiharana ny lalàna. Manomboka amin’ny Alatsinainy izao dia handray fepetra momba ireo fanorenan-trano tsy nahazoana alalana ny kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Janoary 2010
Actualités.KMM AGOA : Miampy 1300 indray ireo tsy an’asa

Nifamory tetsy amin’ny kianjan’Antsahamanitra omaly tolakandro ireo mpiasan’ny orinasa afaka haba very asa noho ny fahatapahan’ny Agoa. Fotoana nitondrana am-bavaka ireo mpiasa no natao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Janoary 2010
Actualités.Didier Ravoahangiarison sy Lolot Ratsimba : Nolavina ny fangatahana fahafahana vonjimaika

Tapa-bolana katroka izao no nampidirana am-ponja ny Talen’ny onjam-peo Fahazavana Ravoahangiarison Didier sy ny mpanao gazety ao amin’ity onjam-peo ity ihany Lolot Ratsimba.

Hamaky ny tohiny
FTT