• Sabotsy 23 Janoary 2010
Actualités.Andoharanofotsy : Zandary mamo nampihorohoro tamin’ny basy

Nipoaka ny basy, nirarak’ompana ny teny ratsy mandratra sofina sy fandrahonana. Ny Zoma 22 janoary, tamin’ny fiafaran’ny tolakandro , no nitrangan’izany teny Andoharanofotsy, Atsimondrano

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2010
Actualités.Mahajanga : Polisy tratra ambodiomby nanao kolikoly

Tranga iray tsy fahita firy no niseho tao amin’ny Fitsarana Ambaratonga voalohany tao Mahajanga ny 20 janoary 2010 tamin’ny fiafaran’ny tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2010
Actualités.Fambolena sy fiompiana : Maro ireo liana

Niantso ireo liana te hirotsaka amin’ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ny Minisitera miandraikitra ity sehatra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Janoary 2010
Actualités.Mpiasan’ny kaominina : Misy ny mangalatra tsotra izao

Raikitra indray ny sakoroka teny Behoririka, omaly tokony ho tamin’ny mitataovovonana, teo amin’ireo mpivarotra amoron-dalana, an-daniny, sy ireo mpiasan’ny kaominina an-kilany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2010
Actualités.Boriborintany faha-6 : Nesorina ny delegen’ny Ben’ny tanàna

Nisaoran’ny delegasiona manokan’ny Kaominina Antananarivo renivohitra ny delegen’ny Ben’ny tanàna tao amin’ny Boriborintany faha-6 Ambohimanarina, Rabemanana Jean Gaston. Tsy niandry ela ny fanendrena ny solony, tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity ihany dia Ralitera Andriamparany Guy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Janoary 2010
Actualités.Ambatondrazaka : Misy miaramila mihaodihaody

Raiki-tahotra ny tantsaha sy ny mponina any Ambatondrazaka mahita olona manao fanamiana miaramila misatro-mena mihaodihaody ao an-tanàna hatramin’ny Talata lasa teo. Efa-dahy no tsikaritry ny olona hatreto.

Hamaky ny tohiny
FTT