• Zoma 26 Febroary 2010
Actualités.Kabarin’i Andry Rajoelina Filma efa nandeha

Tao anatin’ny herinandro dia indroa nanao fanambarana ho an’ny Malagasy i Andry Rajoelina, filohan’ny Fahefana Avon’ny Tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Febroary 2010
Fanafihana mitam-piadiana Bala misy marika 31.75 no ampiasain’ny jiolahy

Ny alatsinainy tokony tamin’ny 07 ora latsaka fahefany hariva, dia nitrangana fanafihana mitam-basy ny vehivavy mpandraharaha iray tao Valpinson Toamasina. Very tamin’izany ny vola 20 tapitrisa ariary tao anaty sakosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Febroary 2010
Actualités.Antananarivo Atsimondrano Ho hentitra ny fitandroana ny fandriampahalemana

Ho hentitra ny fitandroana ny fandriampahalemana manomboka izao ao anatin’ireo kaominina 26 isa mandrafitra ny distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Febroary 2010
Actualités.Raharaha tany - Daewoo Logistics Nanararaotra ny habadoan’ny Malagasy ireo mpiserasera sy mpanao politika

Ny fitavozavozana teo amin’ny resaka serasera no tena olana goavana tamin’ny raharaha Daewoo Logistics ity. Fitavozavozana nohararaotin’ireo mpanohitra nentina nanonganana ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Febroary 2010
Actualités.Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Nanolotra Ar 3 miliara ny fanjakana frantsay

Mitondra ny anjara birikiny amin’ny fanampiana ireo vondron’olona sahirana voakasiky ny tsy fanjarian-tsakafo ny fitondram-panjakana frantsay ka nanolotra lelavola mitentina 1 tapitrisa euros.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Febroary 2010
Actualités.Kaominina Ambavahaditokana Hitohy ny fanamboaran-dalana mampitohy an’Itaosy amin’Ampitatafika

Tontosa omaly Alarobia 24 Febroary ny fandraisana ara-teknika ny ampahan-dalana vita rarivato mirefy 975 m mampitohy ny faritr’Itaosy amin’Ampitatafika RIP 34 ao anatin’ny kaominina Ambavahaditokana.

Hamaky ny tohiny
FTT