Actualités

Fetim-pirenena frantsay Tsy nahazo fanasana ny FAT, lasa ny miaramila gasy


  • Talata 29 Jona 2010

Omaly vao maraina be tamin’ny iray ora maraina ireo miaramila malagasy handray anjara amin’ny matso amin’ny fetim-pirenena frantsay ny 14 jolay no nanainga teny Ivato.

Ny “chef de corps”-n’ny RTS Fiadanana, ny kolonely Razafimanantsoa Samuel no fantatra fa nitarika ireto miaramila ireto. Araka ny fantatra dia nahazo fanasana handray anjara amin’ity matso ity ny miaramila malagasy tahaka ireo miaramila avy amin’ireo zanatany frantsay teo aloha. Hatreto dia tsy anisan’ireo hiatrika ity fetim-pirenena frantsay ity ny filohan’ny FAT satria tsy nahazo fanasana. Nisy ihany ny faniriana teo amin’ny Frantsa ny hanasa azy saingy ny fianakaviambe iraisam-pirenena no nanakana izany noho ny tsy faneken’izy ireo ny fitondrana misy eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. 

Fa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Firaisamonim-pirenena
  • Alarobia 29 Aprily 2026

sy Fikambanan'ny tanora

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alarobia 29 Aprily 2026

Hotokanana tsy ho ela ny

  • SAVOROVORO TENY
  • Alarobia 29 Aprily 2026

AMIN'NY 67 HA

  • HERISETRA AMIN’NY
  • Alarobia 29 Aprily 2026

MAHALAHY SY MAHAVAVY

  • Saran'ny fampiasana "drones"
  • Alarobia 29 Aprily 2026

Mahatratra 1 560 000Ar hatreto...

  • Firosoana amin’ny
  • Alarobia 29 Aprily 2026

fampiasàna nomerika

Hijery ny tohiny
FTT