Actualités

Raharaha FIGN Nahazo LP ny kolonely Ralaibeza sy komandŕ Ralaiavy


  • Talata 29 Jona 2010


Tamin’ireo zandarin’ny Fign ampolony maro voarohirohy tamin’ny fikomiana ny 20 mey 2010 teo dia fantatra omaly fa nahazo fahafahana vonjimaika ny kolonely Ralaibeza sy ny komandà Ralaiavy. Anisan’ireo nandray anjara tamin’izao fanafahana izao, araka ny fantatra, ny fampihaonana ny kolonely Raymond sy ny jeneraly Zafera. Ity farany, araka ny fantatra, dia nanamarika fa anisan’ireo manamboninahitra niaraka taminy hatramin’ny farany izy mirahalahy ireo. Nanamora ny fahafahana vonjimaika azy ireo izany. 

Fa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fanapahan-kevitra stratejika
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Hanova mpamatsy solika i Madagasikara

  • Afera ara-tany goavana
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mandeha ny fampiadiana

  • AMBALAMADIRO,
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

ANKIABE SALOHY

  • Fanohanan’ny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Faritra Analamanga

  • Varatra
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

nitera-doza

  • PM Rajaonarison Mamitiana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Manana ny programany i Madagasikara,

Hijery ny tohiny
FTT