- Alarobia 07 Jolay 2010
Actualités.Lietna-Kolonely Charles “Be loatra ny mpijapy masinina”
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Niakatra fampanoavana tao amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany ao Ambatondrazaka omaly talata 06 jolay ilay mpamilin’ny fiara Renault Trafic nandona ka nahafaty tovovavy 19 taona, mpianatra avy naka taratasy fiantsoana momba ny fanadinana bakalôrea
Hamaky ny tohinyMirongatra ny asan-jiolahy raha somary nilamindamina kely izy teo aloha teo. Vao ny alahady teo no nisy iray miliara very tetsy Ankadifotsy, tifitifitra tetsy Ambohimanarina, omaly indray koa dia fantatra fa nisy toeram-pivarotana voatafika tetsy Andoharanofotsy.
Hamaky ny tohinyEfa nitory mikasika ity fanodinkodinam-bola ity ny FRAM ao Andranofasika, distrikan’Ambato Boeny, ary nanaovan’izy ireo tatitra momba izany ny lehiben’ny fari-piadidiam-pampianarana ao Ambato Boeny sy ny Talem-paritry ny fanabeazana ao Boeny saingy very anjavony tsy misy resaka io vola io hatramin’izao, hoy ny Ben’ny tanànan’ Andranofasika raha tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nahomby ny ramatahora nataon’ny FAT tamin’ny alalan’ny ministry ny harena ankibon’ny tany Mamy Ratovomalala tamin’ireo orinasa mpaninjara solika.
Hamaky ny tohiny