• Zoma 09 Jolay 2010
Actualités.TAPATAPANY

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jolay 2010
Actualités.«Croix Rouge» Malagasy Nilàna vahiny ny fanasana ny lamba maloto

Voasasa tao an-trano ny lamba maloton’ny fifanolanana niseho lany teo anivon’ny «Croix Rouge» Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jolay 2010
Actualités.Delegasiona manokana Toamasina I Voasoketa ny mpanao gazety, voatsikera ny Ben’ny tanàna

Mivory tsy ara-potoana mandritra ny telo andro ny mpanolotsain’ny kaominin’i Toamasina renivohitra, nanomboka omaly talata 06 jolay ary hifarana ny alakamisy 08 jolay. Noho ny fangatahan’ny PDS Rakotovao Mariot amin’ny fanapahana sy ny fandaharan’asan’izy ireo sy ny rafitry ny fitantanany ary ny birao mandrafitra ny asan’izy ireo no hodinihana mandritra izay telo andro izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Jolay 2010
Actualités.Fikambanana CR7 Mijoro ireo zanak’i Fitovinagny

Niseho masoandro omaly ny fikambanana «Cercle de Reflexion Fitovinagny». Tetsy amin’ny Mon Gouter Andrefanambohijanahary no nampisehoana voalohany ity fikambanana ity.

Hamaky ny tohiny
FTT