- Zoma 09 Jolay 2010
Actualités.Raharaha Soalala Nankaiza marina ny 100 tapitrisa dôlara?
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Ny alatsinainy 12 jolay ho avy izao no hiatrika ny fanadinam-panjakana voalohany ireo kilonga Malagasy, dia ny Cepe izany. Raha ny zavatra iainan’ireo sekoly anefa dia misy tranga tsy dia mazava amin’ny fanomanana izany fanadinana izany.
Hamaky ny tohinyTafajoro ankehitriny ny PACA izay tambajotra iarahan’ireo fikambanana 30 manatanteraka ny fandaharam-pampianarana ASAMA sy ny post ASAMA. Ny ASAMA moa dia ny fampidirana an-tsekoly ankizy tsy mbola nianatra mihitsy sy ireo nitsoaka an-daharana ka ao anatin’ny 10 volana no anomanana azy ireo hiatrika ny fanadinana Cepe.
Hamaky ny tohinyNampahafantarina nandritra ny filankevitry ny governemanta natao ny talata lasa teo teny amin’ny lapan’i Mahazoarivo ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny governemanta Malagasy sy Sinoa eo amin’ny fambolem-bary.
Hamaky ny tohiny